• Talata 13 Septambra 2016
Actualités.BNI Madagascar Manana masoivoho 50 manerana ny nosy

Tafakatra 50 isa ireo masoivohon’ny Banky BNI eto Madagasikara ankehitriny raha 32 monja tamin’ny volana jona taona 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Actualités.Kaominina Ampitatafika Raikitra ny asa fanamboaran-dalana

Volana iray sisa dia hisantatra ny fotoam-pahavaratra isika. Olana goavana aterak’izany voalohany ny haratsian-dalana, antony nanosika ny kaominina Ampitatafika hiroso amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Septambra 2016
Actualités.Fandrosoana sy fivoarana Azo alain-tahaka tsara ny Nosy Maorisy

Nahavita soa aman-tsara ny fivoahana notanterahina tatsy amin’ny Nosy rahavavy Maorisy ireo 24 mianadahy mianaka manaraka fiofanana manokana eo anivon’ny YLTP hahafahan’izy ireo mandray andraikitra eto amin’ny firenena, indrindra fa amin’ny lafiny politika

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2016
Actualités.Tompony mangataka atiny !

Raha ny zava-misy amin’izao fotoana izao no mitohy dia ho lafo ambongadiny i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2016
Actualités.Masimana Manantsoa Mila hajaina ny lalàna

Nilaza ny minisitra teo aloha, Masimana Manantsoa, fa ny hanajan’ny mpiasam-bahoaka sy ny mpitondra ny didy aman-dalàna manan-kery ankehitriny no tokony ho laharam-pahamehana sy fototry ny fitakiana atao amina hetsika iray amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Septambra 2016
Actualités.Lahitokan’ny ray aman-dreniny Matin’ny lozam-pifamoivoizana

Tovolahy vao 19 taona lahitokan’ny ray aman-dreniny no namoy ny ainy ny sabotsy tolakandro teo, teny akaikin’ny Horizon Ivato. Nitondra moto scooter ity tovolahy ity ary diso nandeha mafy loatra ka tra-doza ary izao namoy ny ainy izao vokatry ny ratra nahazo azy.

Hamaky ny tohiny
FTT