• Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.RMTF sy ny resaka ifotony Tsy matotra fomba fiasa

Nikasa hanatanteraka fivoriambe tetsy amin’ny EPP 67 ha Avaratra Atsinanana ny hetsika politika Rodoben’ny Malagasy tia tanindrazana ho an’ny fanorenana ifotony na RMTF ny talata teo mba handinihan’izy ireo sy izay rehetra resy lahatra amin’ity hetsika ity amin’izany resaka fanorenana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Tsy maintsy miala ny Sinoa Hafotaka ny any Soamahamanina anio

Efa maro ny fitakiana nataon’ny mponina mba hampitsaharana ny fitrandrahana sy hanalana tanteraka ny orinasa sinoa Jiuxing Mines any Soamahamanina saingy toa sarimehitsika no ataon’ny fanjakana sy ity orinasa ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Tsapan-kevitra eto amin’ny Tia Tanindrazana Mandraisa andraikitra, asehoy ny hevitrao

Ho fampandraisana anjara ny olom-pirenena amin’ny raharaham-pirenena, ny gazety Tia Tanindrazana dia mampanao tsapan-kevitra miainga amina lohahevitra iray isan-kerinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Andriambololona Mananjara Mitsivalam-pandry ny mpanao gazety

Sokajian’ny Filoha lefitry ny antenimierandoholona, Andriambololona Mananjara ho mitsivalam-pandry ny mpanao gazety izay manangon-tsonia ho fanoherana ny lalànan’ny serasera.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.« Cyber terrorisme » Efa manao koa ny Malagasy

Tsy any ivelany ihany fa efa tafiditra eto amintsika ny resaka fampihorohoroana miainga amin’ny « internet » na « cyber terrorisme » amin’izao fotoana izao raha ny fanamarihana avy amin’ny Borigady misahana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Septambra 2016
Actualités.Tsy refesi-mandidy

Na dia efa iharan’ny kenda roroka ara-politika sy an-kivy iraisam-pirenena aza ny fanjakana ankehitriny dia mbola midingin-drambo sy manapatra ny maha mpitondra tsy refesi-mandidy azy.

Hamaky ny tohiny
FTT