• Talata 27 Septambra 2016
Actualités.Fanabeazam-pirenena Hohatsaraina ny kalitao

Ny 1,5%-n’ny fangatahana natao ihany no azon’ireo mpampianatra mivondrona ao anatin’ny Sempama nosy na ny sendikan’ny mpampianatra Malagasy manerana ny nosy, raha ny fanazavan’ny mpitondra tenin’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Septambra 2016
Actualités.Fanabeazana aizana 33% ny taham-pahavitrihana

Ao anatin’ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fanabeazana aizana dia nosokafan-dry zareo avy anivon’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Septambra 2016
Actualités.Hetsika Madajazzcar Hiditra amin’ny andiany faha-27

Hiditra amin’ny andiany faha-27 ny hetsika ara-javakanto « Madajazzcar » izay tena mahasintona mpanakanto mpiangaly ny mozika « jazz « eto amintsika sy avy any ivelany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Septambra 2016
Actualités.Fandaminana ny tsena Teny Andravoahangy indray omaly

Nitohy omaly alatsinainy maraina teny Andravoahangy sy ny manodidina, Boriborintany fahatelo ny asa fandaminana tsena tanterahin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Septambra 2016
Actualités.Hetsik’i Soamahamanina Hotsaraina anio ireo mpitaritolona roalahy

Hiakatra Fitsarana etsy Anosy anio alatsinainy 26 septambra 2016 i Robson Pierre sy Andrianony Tsihoarana, mpitarika ny hetsi-panoherana ny fitrandrahana volamena ataon’ny Sinoa ao Soamahamanina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Septambra 2016
Actualités.Fampidiran-jiro Mahazo tombony ny Karana

Tapaka tampoka ny jiro tamin’iny faritra ambony, mahazo an’i Faravohitra sy Ambatovinaky iny ny antoandron’ny sabotsy 24 septambra 2016.

Hamaky ny tohiny
FTT