• Talata 04 Oktobra 2016
Actualités.Saran-dalana 500 Ar Ahiana hitroatra ny vahoaka

500 Ar ny saran-dalana eto an-drenivohitra manomboka anio talata 04 oktobra. Tsy hilefitra ireo koperativa mivondrona amin’ny asa fitaterana eto an-drenivohitra na ny UCTU

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2016
Actualités.Fanajana ny lalàna Ny fahefana mpanatanteraka no olana

Na hitam-poko, hitam-pirenena ho nianianana fa ho hajaina manontolo aza ny lalàna dia zava-poana rehefa tsy manaja izany ny mpanatanteraka, hoy ny mpitondra tenin’ny vondrona Mapar, Pierre Houlder

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2016
Actualités.Air Madagascar Sasatry ny manafoana sidina

Mpandeha maro tokony handray ny sidin’ny Air Madagascar no mikatso any amin’ny seranam-piaramanidina samihafa manerana ny Nosy hatramin’ny alakamisy lasa iny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2016
Actualités.Polisim-pirenena Voatokana ny tsangambaton’ny faha-55 taona

Ny zoma faha-30 septembre 2016 no ivon’ny fankalazana sady famaranana ny fankalazana ny faha-55 taonan’ny Polisim-pirenena Malagasy, ka samy nanana ny hetsika nentiny nanamarika izany ny Polisy isaky ny Faritany.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2016
Actualités.Asandratro ny Fireneko Hanao ampamoaka mitety faritra

Taorian’ny fihaonan’ny fikambanana Asandratro ny Fireneko tamin’ny vahoakan’Antananarivo dia fantatra fa hanomboka hitety faritra indray izy ireo raha araka ny fanazavan’ny filohany, James Ratsima, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Oktobra 2016
Actualités.Rija Rakotomalala Mila mihetsika ny fitsarana

Taorian’ny fitoriana napetrakay mikasika ny fifidianana farany teo dia nihaona tamin’ny tonian’ny fampanoavana izahay, hoy ny mpisolovava, Rija Rakotomalala.

Hamaky ny tohiny
FTT