• Alakamisy 06 Oktobra 2016
Actualités.Rainandriamampandry Hotsarovana ny faha-120 taona nitifirana azy

15 oktobra 1896 – 15 oktobra 2016, 120 taona izay no nitifiran’ny mpanjanatany an-dRainandriamampandry, Evanjelistra mpitondra Fiangonana, mpampianatra, mpanoratra,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2016
Actualités.Vehivavy 23 taona Naolana, nodarohana avy eo notetehana…

Vaky ny lohany, feno ratra ny vatany, tapaka ny tanany roa ary tsy hita teo am-bodi-fasana nahitana ny vata mangatsiakany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2016
Actualités.Taxi be D Ivato Miampy 4 ny zotra alehany

Ankoatra ireo mpitatitra eto an-drenivohitra izay tsy mitsahatra mikatsaka ireo lalana mbola tsy dia misy taxi-be mandalo firy dia mihetsika ihany koa ireo taxi-be miasa ivelan’ny renivohitra mivondrona ao amin’ny UCTS.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2016
Actualités.SEMPAMA Handray an-tanana ny ho avin’ny firenena

Handray an-tanana ny ho avin’ny firenena ny SEMPAMA na ny Sendikan’ny mpampianatra mpanabe manomboka izao, raha araka ny fanazavan’ny filoha nasionaliny Raharovoatra Claude omaly

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 06 Oktobra 2016
Actualités.Rasoazananiera Monique “Ilaintsika ny sekoly ambony tsy miankina »

Isan’ny tafiditra ao anatin’ireo mpampianatra sy mpanabe ireo mpampianatra mpikaroka, hoy ny minisitry ny fampianarana ambony, Rasoazananiera Marie Monique

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Oktobra 2016
Actualités.Marc Ravalomanana Hifampidinika amin’ireo mpivarotra eo Behoririka

Nanao fandaminana anatiny ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA), ho fanatsarana ny asa ao anivon’ny fiadidiana ny tanàna.

Hamaky ny tohiny
FTT