• Sabotsy 08 Oktobra 2016
Actualités.Quik Parts -Andravohangy Mivarotra kojakojana fiara “Ford”

Sambany no nisokatra eto amintsika ny toeram-pivarotana kojakojana fiarakodia “Ford” sy ireo kojakojana fiarakodia Japoney Etsy Andravoahangy akaikin’ny Look’s no ahitana azy io,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2016
Actualités.Hetsiky ny mpampianatra Tsy miova ny paikady

Isan-taona dia tsy maintsy olana mitoetra foana ny mikasika ny tambin-karaman’ireo mpampianatra sy mpanabe manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2016
Actualités.Laurent Ramaroson Hiodinkodina eto foana isika

Tokony hiverenana saintsainina lalina ny antony tsy hisian’ny fifampitokisana eo amin’ny mpitondra sy ny entina, hoy ny mpanao politika, Laurent Ramaroson, tetsy Ampefiloha, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2016
Actualités.Antananarivo-Renivohitra Kianina ho didy jadona indray ny fandaminana atao

Haverimberina eto Andrenivohitra indray ankehitriny ny resaka hoe : « didy jadona » amin’ny ezaka ataon’ny kaominina CUA amin’ny famerenana amin’ny laoniny ny fiainana milamin’ny vahoakan’Antananarivo sy ny fanafoanana ny gaboraraka tsy hahazo laka eto amin’ny tanàna intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2016
Actualités.Mpivarotra amoron-dalana Lalaovin’ny mpikarama an’ady politika

Niala ny sarontavan’ireo mpitarika ny hetsiky ny mpivarotra amoron-dalana omaly raha niantso olona hanao fihetsiketsehana teo anoloan’ny Lapan’ny Tanàna Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Oktobra 2016
Actualités.Soamahamanina Manafina zavatra hafahafa ny Sinoa ?

Na efa tamin’ny talata 4 oktobra hariva aza no voalaza fa nangorona ireo fitaovany ny sinoa dia mbola mametraka ahiahy be ny zava-misy ankehitriny ao Soamahamanina.

Hamaky ny tohiny
FTT