• Alarobia 12 Oktobra 2016
Actualités.Andron’ny tehina fotsy Hihetsika ireo jamba

Ny 15 oktobra izao no hankalazana ny andron’ny tehina fotsy eto amintsika. Ny federasionin’ny fikambanan’ny jamba no hankalaza azy io ao Antsirabe,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Oktobra 2016
Actualités.Taxi-be miasa eto an-drenivohitra Irosoana ny fanisana ireo tena ara-dalàna

Taorian’ny fanisana ireo fiara karetsaka ara-dalàna miasa eto an-drenivohitra dia miroso amin’ny fanisana ireo taxi-be indray ny kaominina ankehitriny hahafahana manavaka ireo tena ara-dalàna sy tsy ara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2016
Actualités.Vono olona tao Sainte-Marie Ho avy ireo mpanao fanadihadiana frantsay

Mivoatra miandalana ny fanadihadiana manodidina ilay vono olona nitranga tao Sainte-Marie ny alin’ny sabotsy 20 hifoha ny 21 aogositra 2016, ka nahafatesana tanora teratany frantsay roa, lahy 25 taona sy vavy 23 taona, samy mpilatsaka an-tsitrapo amin’ny fiarovana biby an-dranomasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2016
Actualités.Dr Jules Andriamaholison Tokony hatsangana ny Banky Malagasy

Ny vahiny no mbola manjaka amin’ny tontolon’ny banky eto Madagasikara. Na mety hisy fiantraikany kely amin’ny harinkarem-pirenena aza ny fisian’izy ireny dia mifototra betsaka amin’ny fitadiavana tombony ka tsy mampiova firy ny fari-piainan’ny Malagasy, mbola latsaky ny 10% n’ny Malagasy rahateo no manana petra-bola any amin’ny banky.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2016
Actualités.Fakam-baovao teny Ivato Voahelingelina fatratra

Vokatry ny fahazoan-dalana taraiky izay vao azo io omaly io dia somary tara avokoa ny ankamaroan’ireo mpanao gazety tonga teny amin’ny CCI Ivato raha nikasa haka vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Oktobra 2016
Actualités.Tanànan’Antananarivo Delegen’ny Boriborintany miisa 3 nosoloina

Mba ho fampandrosoana ny tanànan’Antananarivo, indrindra ho fitsinjovana ny tombontsoan’ny vahoaka dia delegen’ny Boriborintany miisa telo amin’ireo enina misy no indray notendrena hanao asa amin’ny toeran-kafa nanomboka omaly .

Hamaky ny tohiny
FTT