- Alarobia 12 Oktobra 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra Hentitra ny fanaraha-maso hanafoanana ny kolikoly
Nitsidika tetsy amin’ny biraon’ny Boriborintany faha-4 Anosy ny Profesora James Robinson mivady ny talata 10 Oktobra 2016 maraina dia nojereny manokana ny momba ny fampidiram-bola avy amin’ny fanaovan-draharaha sy ny fotodrafitrasa anatanterahana ny asa.
Hamaky ny tohiny