• Sabotsy 15 Oktobra 2016
Actualités.Lycée Andohalo Nahazo « Espace Culturel »

Mihasimba hatrany amin’izao fotoana izao ny efitranon-tsekoly ao amin’ny lycée Andohalo. Tery ihany koa raha araka ny fantatra ary mila tsy haharaka ny isan’ny mpianatra intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Oktobra 2016
Actualités.Hetsika gasy jiaby Hamongotra ny tsy fananan-taratasy

Nisy ny atrikasa izay nokarakarain’ny avy eo anivon’ny hetsika gasy jiaby tetsy Antaninarenina, io omaly io, mba hakana ny hevitr’ireo mpanao gazety mikasika ny tolona tokony ho atao hamongorana ny tsy fananana taratasy maha olom-pirenena eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2016
Actualités.Ady amin’ny famotsiam-bola Resaka no besaka, ny asa tsy misy

Namoaka ny paikady ho enti-miady amin’ny famotsiam-bola sy ny asa fampihorohoroana teny amin’ny Minisiteran’ny toe-karena Anosy ny Sampan-draharaha misahana ny ady amin’ny famotsiam-bola (SAMIFIN) omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2016
Actualités.SUCOMA Morondava May indray

Ny eo tsy tafarina, ny fahavoazana miitatra hatrany. Nitrangana fahamaizana indray tao amin’ny orinasa mpamokatra siramamy SUCOMA Analaiva-Mondava omaly, alakamisy 13 oktobra 2016.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2016
Actualités.Fanadinana hidirana ho polisy Mampiahiahy ny vokatra

Nivoaka ny alarobia alina teo ny fanadinana hidirana ho mpianatra ho polisim-pirenena. Miisa 750 isan-taona no raisina ka 650 “agent de police” raha toa ka 100 ireo mpianatra ho inspektera.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Oktobra 2016
Actualités.Filohan’ny HAFARI Malagasy Nisy nanapoizina

Nisy nanatitra sakafo misy poizina tany am-ponja ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
FTT