• Talata 18 Oktobra 2016
Actualités.Zon’ny mpiasam-panjakana eto Madagasikara Nojeren’ny BIT ifotony

Nitsidika ara-pomba fifanajana tamin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona Rakotomanana Honoré, tetsy amin’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Oktobra 2016
Actualités.Foara SIM Hanasongadinana ny vita Malagasy

Hotanterahina eny amin’ny Forello Expo Tanjombato ny 24 ka hatramin’ny 27 novambra ho avy izao ny « Salon de l’Industrie de Madagascar ». Hifanontona amin’ny Frankofonia ity andiany fahatelo ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Oktobra 2016
Actualités.Fanofanana PARAMED Samy mandeha, samy mitady

Hotanterahina manerana ny Nosy, ny 21 ka hatramin’ny 23 novambra taona 2017 ny fanadinana tokana ho an’ireo mpianatra ho mpitsabo (Paramed) eny anivon’ireo sekoly ambony tsy miankina amin’ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Oktobra 2016
Actualités.Zokiolon’i SAVA 10 taona ny Fikambanany

Ho feno 10 taona amin’ny 2017 ny Fikambanan’ny Zokiolona any SAVA. Maniry izy ireo mba hatao ao Sambava, renivohitry ny Faritra, ny fankalazana nasionaly ny 01 oktobra Andro iraisam-pirenena ho an’ny Zokiolona amin’ny 2017

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2016
Actualités.JIRAMA Farafangana May sady voaroba

May vokatry ny hatezeram-bahoaka noho ny fahatapatapahan-jiro lava ny biraon’ny Jirama Farafangana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Oktobra 2016
Actualités.Minisitra Anicet Nabaribariny fa Frantsay izy

Mila iainana ny fitiavan-tanindrazana fa tsy vitan-dresaka fotsiny. Nahagaga anefa ny nahita ny Minisitry ny fanatanjahantena Malagasy, Dr Andriamosarisoa Jean Anicet nandritra ny “Marathon International de Tana” andiany faha-16 omaly

Hamaky ny tohiny
FTT