• Alakamisy 27 Oktobra 2016
Actualités.Akany avoko Ambohidratrimo Nahazo “kits scolaire” ny mpianatra

Taorian’ireo ankizy 350 isa, zanaky ny sahirana ara-pivelomana monina eny amin’ny fokontany Mandialaza sy Ankadivato dia ankizy beazina eo anivon’ny Akany Avoko Ambohidratrimo indray no notoloran’ny orinasa STAR fitaovam-pianarana nahitana kitapo, penina, kahie…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2016
Actualités.Mponin’i Soamahamanina Na hifety na hirombo

Ho hita rahampitso na hifety na hirombo ny mponina ao Soamahamanina. Ho tapitra amin’io ny fe-potoana nomen’izy ireo io mantsy ny hamoahana ireo mpitari-tolona roalahy notanana am-ponja tany an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Oktobra 2016
Actualités.TAPATAPANY KAOMININA ANTANANARIVO

Hanadio ny lakandrano rehetra ny Kaominina Antananarivo Renivohitra sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2016
Actualités.Ady amin’ny fisotroana sy fidorohana Mila paikady hentitra sy mazava

Marisarisa ny fampiharana ny lalàna amin’ny fandrarana ny fanaovana dokambarotra ireny zava-pisotro misy alikaola sy ny sigara ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2016
Actualités.Ihosy Faritra Ihorombe Maharitra adiny 7 isan’andro ny delestazy

Efa zary lasa mahazatra ny mponina andavanandrom-piainana any Ihosy Faritra Ihorombe ny fiainana ao anaty delestazy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 25 Oktobra 2016
Actualités.Mpivaro-boninkazo etsy Anosy Mitombo isa hatrany

Miitatra hatrany amin’ny toby fiantsonan’ny taksibe ao amin’ny zotra G mihazo an’i Fenoarivo sy Ambatomirahavavy teo aloha ankehitriny ireo mpivaro-boninkazo etsy Anosy.

Hamaky ny tohiny
FTT