• Sabotsy 29 Oktobra 2016
Actualités.Faritra atsimo

Malagasy 900.000 eo no mila vonjy ara-tsakafo maika Miharatsy ny toe-draharaha any amin’ny faritra atsimo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Oktobra 2016
Actualités.Taksibe Haverina ny toerana voatokana

Mbola ezaka ny fampanaraham-penitra ny fitateram-bahoaka eto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Oktobra 2016
Actualités.Fikambanana EFAJORO sy ASA Nizara sakafo ho an’ny ankizy sahirana 250

Miezaka mitety ireo boriborintany enina eto Antananarivo Renivohitra isam-bolana ny fikambanana Efajoro tarihin’ny filohany Razafimandimby Rija Ethel hanampiana manokana ireo ankizy zanaky ny sahirana ara-pivelomana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Oktobra 2016
Actualités.IFARIHY Tratra ireo mpangalatra sy mpanolana vehivavy

Mpamaky trano fito lahy no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny Commissariat central Tanjombato ny alin’ny alatsinainy lasa teo tokony ho tamin’ny 10 ora, teny Ambaniatsimo Tanjombato ihany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Oktobra 2016
Actualités.ONG C for C Hanohana ireo olona manana fahasembanana

Taorian’ny nampianarany informatika maimaimpoana ireo olona jamba teto an-drenivohittra nanomboka ny taona 2007 dia hiroso amin’ny fanohanana sy fanampiana ireo olona manana fahasembanana rehetra indray ny Ong C for C manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 29 Oktobra 2016
Actualités.Fifaninanana maka sary Mpanao gazety maro no notolorana loka

Mbola betsaka ireo tanora tsy dia liana loatra amin’ny fakana sary eto amintsika, indrindra fa ny sary pika.

Hamaky ny tohiny
FTT