• Alatsinainy 07 Novambra 2016
Actualités.Filohan’ny TAMAMI Hifaninana ho lehiben’ny mpanohitra

Anisan’ny raharaha mitana ny sain’ny maro eto amin’ny firenena indray tato ho ato ny fanomezana toerana ny mpanohitra eo anivon’ireo andrim-panjakana roa mijoro, indrindra taorian’ny nanambaran’ny filohan’ny antoko Malagasy Miara Miainga ny maha mpanohitra azy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2016
Actualités.Fanohanana ny maha olona Sekoly roa nahazo fanampiana tany Antsiranana

Sekoly Kristianina roa, dia ny sekoly “Soeur des filles de la charité du sacre cœur de Jésus” sy ny ivontoeram-piofanana arak’asa “Sœur Ursulines”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2016
Actualités.Mpianatra Malagasy tany Sina Nody maina tsy nahazo diplaoma

Ela ny ela fa misy eto amintsika ankehitriny ireo mpianatra nandranto fianarana tany ivelany, nody maina tsy nahazo diplaoma.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Novambra 2016
Actualités.Mpianatry ny EPP Mahavelona Notoloran’ny Airtel fitaovam-pianarana

Tsy nanadino ireo mpianatra manovo fahalalana eny anivon’ireo sekoly ahiany mivantana ny orinasam-pifandraisana Airtel amin’izao fiandohan’ny taom-pianarana 2015-2016 izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 05 Novambra 2016
Actualités.Ampanjaka sy ny zanak’Andriana Miantso fanovana ifotony koa

Iaraha-mahalala fa maherin’ny 1 tapitrisa any amin’ny faritra atsimo no maty noana ary 95% ny Malagasy no mahantra ankehitriny, hoy ny filohan’ny fiombonamben’ny Ampanjaka sy ny zanak’andriana, raha naneho hevitra mikasika ny raharaham-pirenena tetsy Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
FTT