- Talata 08 Novambra 2016
Actualités.Nivadika ny fanjakana Hitokona indray ny SECES
Mananontanona indray ny fitokonan’ny SECES (sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra).
Hamaky ny tohinyMananontanona indray ny fitokonan’ny SECES (sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka-mpampianatra).
Hamaky ny tohinyMihamafy ny fitakian’ny mponina ao amin’ny fokontany Ambohimanarivo Antsirabe.
Hamaky ny tohinyMety hiafara amin’ny fiakaran’ny saran-dalana ho 500 Ar ihany ny fiakaran’ny vidin-tsolika tsy miato, hoy Andriantsolomora Bernardin, filohan’ny vondron’ireo mpitatitra eto an-drenivohitra, indrindra raha tsy tonga ny fanampiana nampanantenain’ny fitondram-panjakana.
Hamaky ny tohinyMety haverina ny fifidianana izay ho filohan’ny sendika hivondronan’ny fikambanan’ireo fiarakaretsaka matihanina eto an-drenivohitra
Hamaky ny tohinyNijery ifotony ny zava-misy momba ilay ozinina miaramila any Moramanga ny faran’ny herinandro teo ny delegasiona avy amin’ny foloalindahy notarihan’ny minisitry ny fiarovam-pirenena ny jeneraly Kaxier Béni Rasolofonirina.
Hamaky ny tohinyHatramin’izao dia mbola mifandrirarira hatrany ny avy eo anivon’ny sampandraharaha nisahana ny fifandraisana na ny DRM tamin’ny fihaonamben’ny Comesa izay natao teto amintsika farany teo sy ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny izay tompon’andraikitra voalohany amin’ny fikarakarana fihaonambe iraisam-pirenena tahaka itony.
Hamaky ny tohiny