- Alarobia 09 Novambra 2016
Actualités.Andranonahoatra Itaosy Nirehitra ny abatoara sy ny toeram-pivarotan-kazo
Fotoana tena mampahazo vahana ny hain-trano izao vanim-potoanan’ny hafanana izao. Voakasik’izany ny teny Andranonahoatra Itaosy izay nitrangana hain-trano goavana ny alatsinainy nifoha omaly talata tokony ho tamin’ny 12 ora alina.
Hamaky ny tohiny