• Alakamisy 10 Novambra 2016
Actualités.Raminohery Etienne Mila olom-banona ny firenena Malagasy

Manoloana ny toe-javatra misy eto amin’ny firenena ankehitriny amin’ny fisian’ny fihetsika mamoafady mitranga etsy sy eroa manerana ny nosy dia tsy nisalasala naneho ny heviny Atoa Raminohery Etienne,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Actualités.Fanorenan-trano tsy ara-dalàna Hentitra ny fanaraha-maso eny Ambavahaditokana

Miroso hatrany amin’ny fampanarahan-dalàna ny mponina ao aminy ny kaominina Ambavahaditokana, distrikan’Antananarivo Atsimondrano amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Actualités.Sampana mpamantatra ny toetr’andro Hanentana ny ankizy momba ny fiarovana ny tontolo iainana

Tokony ho efa hahazo ranon’orana isika eto an-drenivohitra nanomboka tamin’ity herinandro ity raha ny fanazavan-dRandrianarivelo Maminirina, tompon’andraikitry

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Actualités.Zaza vao teraka eto Madagasikara Tsy ampy lanja avokoa ny 20 %

Araka ny tarehimarika nivoaka farany ny taona 2015 dia tsy ampy lanja avokoa ny 20 %-n’ireo zaza vao teraka manerana ny Nosy, izany hoe latsaky ny 2kg sy 500

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Actualités.Lycée Saint Vincent de Paul Mpianatra 4 no indray nanjavona

Mpianatra efatra no indray nanjavona tsy hita nanomboka ny alatsinainy hariva teo tao amin’ny Lycée Saint Vincent de Paul Ambatonilita.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 09 Novambra 2016
Actualités.Ministeran’ny fahasalamana Milalao 300 miliara Ar, mandoa vola ny marary

Mbola tena tsizaizary ny fiahiana ara-pahasalamana eto Madagasikara, zaza latsaky ny 5 taona 120 isan’andro na 44 000 isan-taona no mamoy ny ainy noho ny aretina tsy voatsabo araka ny tarehimarika navoaky ny Unicef tamin’ny 2014 ary renim-pianakaviana 3000 no maty isan-taona noho ny fahasarotana eo am-piterahana

Hamaky ny tohiny
FTT