• Zoma 11 Novambra 2016
Actualités.Tsy voafehiny ny tafika Tokony hiala ny CEMGAM

Efa nanaiky ny handray an-tanana ny fitsaboana sy fikarakarana ireo olona nambara fa naratra noho ny fifandonana tamin’ny polisy monisipaly ny kaominin’Antananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2016
Actualités.Fanofanana ireo PARAMED Hifanakalo hevitra ny CMR-PARAMED sy ny fanjakana

Vonona ny hifanakalo hevitra amin’ny CMR-PARAMED na ny “Cercle Mixte reflexion pour la révalorisation du système des paramédicaux à Madagascar”

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 11 Novambra 2016
Actualités.Taksibe eto an-drenivohitra Manodidina ny 1.000 ireo efa voaisa ara-dalàna

Taorian’ny fanisana sy fitsirihana ireo fiarakaretsaka ara-dalàna eto an-drenivohitra dia miroso amin’ny fanisana ireo taksibe miasa eto an-drenivohitra indray ankehitriny ny ivontoerana fitsirihana etsy Antsakaviro tantanan-dRasoloarivelo Pinout

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Actualités.Tondro famantarana lalana amin’ny frankofonia 200 no natolotra omaly

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny minisiteran’ny fitaterana etsy Anosy omaly ny tondro famantarana lalana (Panneaux de signalisation routière ) miisa 200 avy amina sehatra tsy miankina iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Actualités.Vahoaka malagasy Andrasana hanao dingana lehibe

Lesona ho an’izao tontolo izao ny fifidianana sy ny vokany tany Etazonia omaly iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 10 Novambra 2016
Actualités.TVM sy OMDA Nahazo tale ihany ny farany

Misimisy ihany ny fanesorana sy fanendrena mpiasam-panjakana sy tompon’andraikitra ambony tao anatin’ny filankevitry ny minisitra notanterahana teny Iavoloha omaly. Ela ny ela ka nahazo mpitantana ihany ny ORTM (Office de la Radio et de la Télévision publique de Madagascar).

Hamaky ny tohiny
FTT