• Alatsinainy 14 Novambra 2016
Actualités.Sofia Hôtel Fianarantsoa Nandalo Ratsiraka, notapahin’ny Jirama ny jirony

Vitsy ny mofo dipaina teny an-tsena, tsy nandeha ny radio sy ny televiziona, maizina tampoka ny hotely sy ny toeram-pisakafoanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2016
Actualités.Aretina diabeta Mitombo hatrany ny voany, ireo matavy no tena lasibatra

Mitombo hatrany ireo olona voan’ny diabeta eto amintsika. Ankoatra ny zaza madinika vao valo volana monja dia tsy mifidy taona intsony ny aretina, indrindra fa ho an’ireo mitombo lanja loatra na matavy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2016
Actualités.Taksibe miasa eto an-drenivohitra Manodidina ny 1.000 ireo efa voaisa

Taorian’ny fanisana sy fitsirahana ireo fiarakaretsaka ara-dalàna eto an-drenivohitra dia miroso amin’ny fanisana ireo taksibe indray ankehitriny ny ivontoerana fitsirihana etsy Antsakaviro tantanan-dRasoloarivelo Pinout

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Novambra 2016
Actualités.Fiahiana ara-tsosialy any Atsimo 35 tapitrisa dolara ho an’ny olona 320 000

Hatramin’ny faran’ity taona 2016 ity, olona 320 000 any amin’ny faritra Atsimon’ny nosy dia any Tsihombe, Beloha, Ambombe, Bekily ary Amboasary no hahazo sy hisitraka ilay fanampiana ara-tsosialy antsoina hoe”vatsin’ankohonana”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Novambra 2016
Actualités.Famoronana hetra Ny fitokisan’ny vahoaka no vahaolana

Mbola adihevitra tsy mety tapitra eto amin’ny firenena ilay resaka fampandoavana hetra 5000Ar isan-taona ny olona 21-60 taona.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Novambra 2016
Actualités.Etazonia Maro ny Malagasy hangoron’entana

Teratany vahiny maro no mitaintaina taorian’ny nahavoafidy an’i Donald Trump ho filoham-pirenena amerikanina.

Hamaky ny tohiny
FTT