• Alarobia 16 Novambra 2016
Actualités.Fiarovana ny tontolo iainana Resabe fotsiny ny an’ny Malagasy

Amin’izao fotoana izao no tanterahina any Marrakech Maraoka ny Kaonferansa iraisam-pirenena momba ny fiovaovan’ny toetr’andro na ny COP 22.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2016
Actualités.Zandary lahy sy vavy miisa 255 Nanatanteraka fanazarantena 5 andro tsy miato

Notontosaina nandritra ny dimy andro tsy miato, ny 7 ka hatramin’ny 11 novambra 2016 tao anatin’ny Distrikan’i Moramanga, ny fanazarantena arak’ady na ilay antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2016
Actualités.Fanokafana kaonty BNI Mahazo fihenam-bidy 80% ny mpiasam-panjakana

Vonona ny hanampy hatrany ireo mpiasam-panjakana eto amintsika ny banky BNI Madagascar mba hanamorana ny fiainan’izy ireny amin’ny andavanandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2016
Actualités.Fifaninanana Miss – Mister Analamanga Norombahin’i Miora sy Fitahiana ny fandresena

Tontosa soa aman-tsara tetsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina omaly rehefa naharitra herinandro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2016
Actualités.MANTASOA Ritra ny rano, mampiahiahy…

Velon-taraina ireo mponina sy ny mpandraharaha madinika any amin’ny manodidina an’i Mantasoa distrikan’i Manjakandriana amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 15 Novambra 2016
Actualités.Ankazomiriotra Matin’ny fitsaram-bahoaka ny dahalo roalahy

Tsy milamina ny tany, ny vazaha manambaka, ny mpitondra mampiesona, ny malagasy mifamono. Izay no azo hamintinana ny zava-misy ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT