• Alakamisy 17 Novambra 2016
Actualités.Préscolaire- EPP Ambodin’Isotry Nahazo efitrano vaovao

Nahazo efitrano vaovao hahafahany mivelatra ireo kilonga madinika préscolaire manovo fahalalana eo anivon’ny sekoly ambaratonga fototra etsy Ambodin’Isotry.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2016
Actualités.Fidiran’ny mpianatra Cisco Atsimondrano Teny Ampitatafika ny lanonana ofisialy

Tontosa omaly teny amin’ny fokontany Ankaditany, kaominina Ampitatafika ny fanokafana ny fidiran’ny mpianatra amim-pomba ofisialy taom-pianarana 2015 -2016 ho an’ny fari-piadidiam-pampianaran’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 17 Novambra 2016
Actualités.GROUPE VIDY VAROTRA Notolorana fanomezana ireo zanaky ny mpiasa afa-panadinana

Vondrona iray anisan’ny mijery akaiky ny maha olona ny vondrona Vidy Varotra. Noporofoiny tamin’ny alalan’ny fanolorana mari-pankasitrahana sy fanomezana ho an’ireo zanaky ny mpiasa miisa fito afa-panadinana CEPE sy BEPC tamin’iny taom-pianarana nivalona iny izany omaly, tetsy amin’ny foiben-toerany etsy Soanierana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2016
Actualités.Antananarivo renivohitra Ampianarina hanara-dalàna ny olona

Mitohy ny ezaky ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana sy ny fiadidiana ny kaominina amin’ny fampandrosoana ny tanànan’Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2016
Actualités.Fitrandrahana volamena Tonga any Sahamadio indray ny Sinoa

Tetezin’ny Sinoa ireo kaominina ao anatin’ny Distrikan’i Fandriana, hitsirihana volamena mba hotrandrahina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Novambra 2016
Actualités.Mangoro Te hizaka tena ho Faritra manokana

Mitsangana ankehitriny FIZAMANGORO na fikambanana Zanak’i Mangoro tarihan’ny filohany Atoa Rakotonirina Augustin ary hitambaran’ireo herivelona rehetra any amin’ny distrikan’i Moramanga sy Anosibe An’ala iny.

Hamaky ny tohiny
FTT