• Alatsinainy 21 Novambra 2016
Actualités.Fitokanana lalana frankofonia Vitsy ireo depiote nanotrona

Nampisy resa-be ny fahavitsian’ireo Solombavambahoakan’i Madagasikara tonga nanotrona ny fitokanana ny lalana Frankofonia “Rocade d’Andohatapena” na ilay lalana tafiditra amin’ireo tetikasa “Projet Présidentiel”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2016
Actualités.Antananarivo Renivohitra Liana amin’ny fandraharahana ny ankamaroan’ny tanora

Liana amin’ny asa fandraharahana ny ankamaroan’ireo tanora eto an-drenivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2016
Actualités.Fanafoanana ny CEPE Tsy mbola ato ho ato, hoy ny minisitra Paul Rabary

Mandeha be ny feo eny anivon’ny fiarahamonina eny, indrindra ny eny ambanivohitra fa hofoanana ato ho ato ny fanadinana CEPE ary hanomboka hampihatra ilay drafi-pampianarana Plan Sectoriel de l’éducation (PSE) ny fitondram-panjakana mijoro ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 21 Novambra 2016
Actualités.Kaominina Ambavahaditokana Nofanina amin’ny resaka vonjy voina ny mponina

Anisan’ny kaominina iray ahitana ankizy latsaka anaty lava-biriky na olona maty an-drano hatrany matetika ny kaominina Ambavahaditokana Atsimondrano rehefa fotoam-pahavaratra tahaka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Novambra 2016
Actualités.Rocade Andohatapenaka Zara raha vita

Aorian’ny fahavitan’ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia vao tokony hisokatra ho an’ny rehetra ny Rocade eny Andohatapenaka, hoy ny CRBC (China Road and Bridge Corporation).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Novambra 2016
Actualités.Fiarahamonina Malagasy Tsy hitovy mihitsy ny lahy sy ny vavy

Amin’ny maha Malagasy antsika dia efa manana ny soatoavina antsika manokana isika, hoy Atoa Ratiharison Jean Navandahy filoha nasionalin’ny fikambanana Za’Gasy Mandroso, raha tafaresaka tamin’ny gazety Tia Tanindrazana izy omaly teny Ambanidia.

Hamaky ny tohiny
FTT