• Alarobia 23 Novambra 2016
Actualités.BNI MADAGASCAR Hanolo-tanana ny mpandraharaha

Mitohy hatrany ny ezaky ny banky BNI Madagascar. Hanolo-tanana ireo mpandraharaha tsy ankanavaka eto amintsika indray izy ireo mba hiarovana ireto farany tsy ho matiantoka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2016
Actualités.FARITRA ANALAMANGA Manampy amin’ny fitandroana ny fandriampahalemana eto an-drenivohitra

Mifanome tanana hitandroana ny fandriampahalemana eto an-drenivohitra sy ny manodidina ny Faritra Analamanga sy ny prefektiora ary ny polisim-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2016
Actualités.Voafonja tsy ampy taona Kamboty ny 70%

Araka ny tatitra azo teo anivona sampandraharaha iray misahana ny fanarenana ireo zaza nania ho ao anaty fiarahamonina indray dia kamboty avokoa ny 70%-n’ireo zatovo tsy ampy taona 115 voafonja ao Antanimora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 23 Novambra 2016
Actualités.Fivorian'ny Frankofonia Hitondra fanovana ho an’ny firenena Malagasy, hoy ny FFT

Taorian’ny fananganana ny vovonana “Firaisankina ho Fampandrosoana ny Tanindrazana” na ny FFT

Hamaky ny tohiny
  • Talata 22 Novambra 2016
Actualités.Kolikoly tao DIANA Manampahefana teo aloha nosamborina

Notanana am-ponja vonjimaika ny ben’ny tanànan’Andranovondronina teo aloha sy ny PDS-n’ny kaominina ambanivohitra Ambondrona teo aloha izay samy ao amin’ny faritr’i DIANA taorian’ny fanadihadiana nataon’ny vaomiera misahana ny kolikoly na ny Bianco tao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
FTT