- Alakamisy 24 Novambra 2016
Actualités.FANOMEZANA FARAN’NY TAONA “Mercedes sprinter” no hatolotry ny Airtel
Iray volana mahery kely sisa dia higadona ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taona vaovao.
Hamaky ny tohinyIray volana mahery kely sisa dia higadona ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taona vaovao.
Hamaky ny tohinyHiara-kiasa hanampy ireo tanora mpianatra Malagasy vao misondrotra ny oniveriste iray any Kanada ny Institut Supérieur de la technologie etsy Ampasampito.
Hamaky ny tohinyHifarana anio ao Antsirabe rehefa naharitra andro vitsivitsy ilay fihaonamben’ny mpanao gazety miteny frantsay andiany faha-45 tanterahina eto amintsika. Fahombiazana ny fihaonana tamin’ny ankapobeny.
Hamaky ny tohinyTontosa soa aman-tsara omaly tetsy amin’ny foibeny etsy Faravohitra ny famerenana amin’ny toerany ny talen’ny ofisy malagasin’ny zon’ny mpamorona (OMDA), Haja Ranjarivo.
Hamaky ny tohinyEfa ho enim-bolana izao ny olan’ny mpano gazety sy ny mpitondra manoloana ny amboletra nataon’ny fanjakana ka nampandaniana ny lalàna mifehy ny serasera tamin’ny fomba tsy dia ara-dalàna loatra.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny