• Sabotsy 26 Novambra 2016
Actualités.Tolo-tanana ho an-dRandrenja Eny amin'ny Coliseunm amin'ny 4 desambra

Efa manomboka mihatsara ny fahasalaman-dRazafindrakoto Gérard na Randrenja amin’izao fotoana izao fa tsy araka ny feo nandeha teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Novambra 2016
Actualités.Mpianatra malagasy mankany Quebec Nitombo 12 isan-taona

Niampy 12 isa isan-taona indray raha folo teo aloha ireo mpianatra Malagasy hiantohan’ny firenena Quebecoise saram-pianarana maimaimpoana, handranto fianarana any amin’ny “Université du Québec à Trois – Rivières”.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 26 Novambra 2016
Actualités.Orinasa Star Miara-miasa amina tantsaha 20 000

Handray anjara amin’ny fampandrosoana ny toekarem-pirenena ny vondrona Star. Anisan’ny antony nanosika azy ireo hanohana amim-pomba ofisialy ilay hetsika « Salon de l’Industrie de Madagascar » 2016 hifarana rahampitso eny Tanjombato izay hahafahana mampiroborobo ny orinasa Malagasy rehetra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2016
Actualités.AAA - TIKO Miverina amin’ny heriny

Hiverina amin’ny heriny tsy ho ela ny orinasa TIKO, taorian’ny taona 2009 izay nanapotehana tanteraka ity orinasa Malagasy iray ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2016
Actualités.Mpampianatra mpikaroka Tsy laharam-pahamehana ny frankofonia

Nisokatra omaly alakamisy ary hifarana anio zoma hariva eny Ambohipo ny filankevi-pirenen’ny SECES (Sendikan’ny mpampianatra mpikaroka sy ny mpikaroka mpampianatra), izay handinihany ny raharaham-pirenena sy ny fiainan'ny oniversite ary ny fitakiany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Novambra 2016
Actualités.Kerôzena, gazoala, lasantsy Manana tahiry 11 andro Antananarivo

Miakatra ny filana solika amin’izao herinandro ampiantranoan’i Madagasikara ny fihaonana an-tampony ny Frankôfonia andiany faha-16 izao,

Hamaky ny tohiny
FTT