• Talata 29 Novambra 2016
Actualités.Orana iray andro Dibo-drano sahady Antananarivo

Efa niakatra ambony sahady ny rano omaly tamin’ny faritra maro teto Antananarivo Renivohitra, toa an’i Besarety, Petite Vitesse, Ampefiloha, Isotry, Ankazomanga, Andravoahangy…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2016
Actualités.Epp Ambohipeno-Ambohimanambola Nahazo fanavaozana avy amin’ny fiaraha-miasa 3 P

Hanovonana ny fanampiana azy avy amin’ny fanjakana malagasy eo amin’ny fikarakaran’ny sosialin’ny mponina isam-pokontany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2016
Actualités.Minisitra Onitiana Realy Nanolotra masomboly ho an’ny any Atsimo

Tamin’ny fitsidihana nataony tany amin’ny faritra Atsimon’ny nosy iny tamin’ity tapatapaky ny volana novambra ity, dia nanolotra masombolina katsaka sy antaka (dolique) ho an’ny mponina tany Androy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2016
Actualités.Manarintsoa afovoany Porofon’ny fahantran’ny Malagasy

Ankoatra an’i La Réunion kely etsy Ampefiloha izay ahitana fianakaviana manodidina ny 400 isa mipetraka amin’ny trano sachet dia anisan’ny ahitana taratra ny fahantrana lalina mianjady amin’ny Malagasy ihany koa ny etsy Manarintsoa afovoany, andrefan’i La Réunion kely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2016
Actualités.Mpianatry ny oniversite Tokony ho vahaolana nefa lasa olana

Mampiavaka ny tontolon’ny fianarana ambony eto amintsika ny fisian’ny vondron’ny mpianatra mitsitokotoko ho fikambanana avy amin’ny faritra izay maro tokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Novambra 2016
Actualités.Halatra findany eny amin’ny 67 Ha Voasambotra i Pascal

Lehilahy iray no tonga nametraka fitoriana tao amin’ny kaomisarian’ny polisy etsy amin’ny Boriborintany fahafito 67 ha ny 27 novambra lasa teo noho ny sinto-mahery nihatra taminy.

Hamaky ny tohiny
FTT