• Sabotsy 03 Desambra 2016
Actualités.OLONA MANANA OLANA ARA-PIHAINOANA Latsaky ny 1 % ireo voakarakara

Mbola latsaky ny 1 %-n’ireo olona manana olana ara-pihainoana eto amintsika no fantatra fa misy mandray an-tanana toy ny asa tanterahin’ny AKAMA ( Akanin’ny Marenina ) etsy 67 ha ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Desambra 2016
Actualités.Bokan-trosa

Toy ilay zava-manahirana iray izay ny milaza azy ka ny avo ihany no tovonana, hoy ny fitenenana. 620.000 ariary latsaka kely na 200 dolara eo ho eo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Desambra 2016
Actualités.Poa-basy Antanimena Nipotsaka ny atidohan’ilay jiolahy

Lehilahy 4 nikononkonona fanafihan-jiolahy no efa narahin'ny mpitandro ny filaminana hatrany Behoririka ka hatreny Antanimena omaly tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Desambra 2016
Actualités.Kolikoly eto Madagasikara Noresahan’ny «TV5 Monde»

Lohahevitra iray noresahana nandritra ny fihaonana an-tampon’ny Frankofonia ny 22 hatramin’ny 27 novambra 2016 tao amin’ny «TV5 Monde» ny tontolon’ny kolikoly eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Desambra 2016
Actualités.Antananarivo Tsy ampy lanja ny 20%-n’ireo zaza latsaky ny 5 taona

Mbola olana goavana ho an’ireo ankizy madinika manerana ny Nosy ny tsy fahampian-tsakafo. Ho antsika eto an-drenivohitra dia ny 20 %-n’ireo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Desambra 2016
Actualités.ARETINA SIDA 800 isan’andro no mamoy ny ainy maneran-tany

Mitombo isa hatrany ireo olona matin’ny aretina SIDA maneran-tany. Tafakatra 800 isan’andro ireo mamoy ny ainy maneran-tany izay mahatratra hatrany amin’ny 2 ka hatramin’ny 3 tapitrisa isan-taona raha ny tarehimarika voaray.

Hamaky ny tohiny
FTT