- Sabotsy 03 Desambra 2016
Actualités.Volabe 6,4 miliara dolara Hampandrosoana ny firenena tokoa ve ?
Nifarana omaly ny fikaonan-dohan’ny mpitondra Malagasy sy ny mpamatsy vola nandritra ny roa andro tany Paris, renivohitra Frantsay.
Hamaky ny tohinyNifarana omaly ny fikaonan-dohan’ny mpitondra Malagasy sy ny mpamatsy vola nandritra ny roa andro tany Paris, renivohitra Frantsay.
Hamaky ny tohinyNotendrena ho talen’ny serasera ao amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA) tamin’ity herinandro ity ny mpanao gazety, Rufin Rakotomaharo.
Hamaky ny tohinyNitombo avo roa heny ireo olona tonga nanatona ny sampandraharaha sahaniny mahakasika ilay famindrana lova maimaimpoana karakarain’ny fitondram-panjakana, araka ny fanazavan’Andriamatoa Hasimpirenena, tale jeneralin’ny fananantany, omaly.
Hamaky ny tohinyVao miditra taona voalohany eny amin’ny anjerimanontolo dia efa malaza ny kolikoly sy ny serasera ara-bola, ka tsy mahagaga raha voasokajy ho lohalaharana amin’ny fanaovana kolikoly ny mpitsara eto amintsika.
Hamaky ny tohinyTrano fonenana miisa 400 indray no kasain’ny ANALOGH ( Agence National d’Appuie au LOGement et Habitat) hatsangana manomboka amin’ny taona 2017 ho avy io.
Hamaky ny tohinyMahavita ny asa ampandraiketana azy avokoa ireo mpiara-miasa amiko izay manana fahasembanana ny 70%, hoy ,
Hamaky ny tohiny