• Alakamisy 08 Desambra 2016
Actualités.Serasera sy teknolojia any an-tsekoly Efa mihatsara ny vokatra azo eto an-drenivohitra

Efa mihatsara na dia vao manomboka aza ny vokatra azo eny anivon’ireo sekoly miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana eto an-drenivohitra mikasika ny fampiasana ny teknolojia sy ny serasera.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2016
Actualités.Boriborintany faha-3 sy faha-5 Notoloran’ny Orange ivontoerana hahafahana mikirakira solosaina

Taorian’ny Boriborintany fahefatra dia notoloran’ny orinasam-pifandraisana Orange Madagascar ivontoerana hahafahany mianatra maimaimpoana momba ny informatika ihany koa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana ao amin’ny boriborintany fahatelo sy fahadimy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2016
Actualités.Fiarahan’ny mitovy fananahana Zava-doza ho an’ny Malagasy

Foto-kevitra sy foto-pisainana voizina amin’izao fotoana izao ny fanomezana vahana ny fiarahan’ny olona mitovy fananahana na ny LGBT (Lesbian, Gay, Bisexual and Transgender).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2016
Actualités.Tsy maintsy lava izao

Voizina eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena fa ny varotra amin’ny alalan’ny hairaha vaovao izao no malaza dia milaza ireo tompon’andraiki-panjakana fa tsy maintsy miditra amin’izay isika na tsy mahay mamaky teny sy manoratra aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2016
Actualités.Lalànan’ny fanaovan-gazety Be ny lesoka, hoy ny mpandinika

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny café de la gare Analakely omaly ny voka-pikarohana iray mikasika ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety eto amintsika,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Desambra 2016
Actualités.Minisiteran’ny asa sy ny lalàna sosialy Tale nisoloky 17 tapitrisa ariary

Misesisesy ny raharaha maloto andrenesana anarana tompon’andraikitra ambony eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
FTT