• Zoma 09 Desambra 2016
Actualités.Sakafo lany daty miparitaka etsy sy eroa Manaitra ny rehetra ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa

Manomboka miparitaka eny an-tsena sahady amin’izao ankatoky ny fetin’ny krismasy sy ny faran’ny taona izao ireo karazan’entana lany daty, hoy Rabetsara Lita filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa ( RNDC).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Desambra 2016
Actualités.STAR Nanamora ny fifandraisany amin’ny rehetra

Nanamora ny fifandraisany amin’ny rehetra ny vondrona Star. Lohalaharana amin’izany ny fanomezana tombony ireo tanora maniry ny hiara-kiasa aminy manokana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2016
Actualités.Farihin’Andranotapahana RN4 Lasan’ny Sinoa indray

Mpanjono miisa 75 mivondrona ao amin’ny fikambanana “Fanilon’i Marovatana”,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2016
Actualités.Mamono mankaiza ?

Tonga amin’ilay fanontaniana hafahafa fametraky ny tanora manao hoe “mamono mankaiza ?” isika izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2016
Actualités.Lany andro mifanenjika ny Malagasy Jihifin’ny vahiny ny harena

Lany andro sy fotoana mimenomenona eto isika saingy tsy hita izay vokany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Desambra 2016
Actualités.Aretina mamono olona any Befotaka Tsy mbola voaporofo fa pesta

Nitondra fanazavana mahakasika ilay aretina pesta any amin'ny distrikan'i Befotaka izay voalaza fa efa nandripaka olona hatrany amin'ny 31 isa omaly ny minisiteran'ny fahasalamam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
FTT