• Alatsinainy 19 Desambra 2016
Actualités.Asa sosialy Tafajoro ny “ho maitso ny tontolo”

Mijoro ao Antsirabe ankehitriny ny fikambanana “Ho Maitso ny Tontolo”, fikambanana mpanao asa soa sy hiaro ny tontolo iainana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Desambra 2016
Actualités.Aretina “Alzheimer” 120 no voany tato anatin’ny enim-bolana

120 isa ireo zokiolona voan’ny aretina Alzheimer tato anatin’ny enim-bolana teto an-drenivohitra. Nentin’ny fianakaviany nanatona ny “Association Madagascar Alzheimer Masoandro Mody”

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Actualités.Zazavavy 12 taona Naolana avy eo notetehina

Zazavavy vao 12 taona monja no hita faty teny amin’ny ranon’Ikopa ny 8 desambra lasa teo. Rehefa natao ny fanadihadiana dia naolan’ny dadatoany no nahafaty ity zazavavy kely ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Actualités.Vatsin’ankohonana Raikitra anio ny an’Androy sy Anosy

Anio izany, raha tsy misy ny fiovana no ho sokafana amin’ny fomba ofisialy ny fizarana voalohany ny vatsin’ankohonana ho an’ny faritra Androy sy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Actualités.Delestazy lavareny Tsy mitombina intsony, hoy ny praiminisitra

«Tsy azo ekena intsony manomboka androany (omaly zoma) ny delestazy eto amin’ny firenena, indrindra ny fahatapahan’ny jiro maharitra eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 17 Desambra 2016
Actualités.Entana simba Vary 5.700 gony no tratra tany Tolagnaro

Fotoana fanararaotan’ireo olona mpivarotra entana lany daty ny ankatoky ny fety tahaka izao. Saika mirona amin’ny fividianana azy ireny avokoa mantsy ny ankamaroan’ny mponina, indrindra fa ireo moramora vidy hahafahana manao fety sambatra toy ny rehetra.

Hamaky ny tohiny
FTT