• Talata 27 Desambra 2016
Actualités.Alasora Miara-tapaka ny jiro sy rano

Saika nanerana ny renivohitra sy ny manodidina indray izao no nahitana sy nahenoana fahatapahan-jiro sy rano, ary efa mampiteny ny moana ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Desambra 2016
Actualités.“La Voix d’Or” I Tendry no mendrika

Lasan’i Tendry ny tapakila hihazo ilay toeram-pialamboly malaza eran-tany Disneyland any Parisy Frantsa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2016
Actualités.Dr Jean Louis Robinson Nankasitraka ireo mpianatra mendrika

Nahazo fanomezana avy amin'ny Ben'ny tanànan’Ampasikely, Distrika Amparafaravola Dokotera Jean Louis Robinson mivady, ny zoma teo ireo ankizy mpianatra rehetra ao amin'ny kaominina iadidiany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2016
Actualités.Hendratrendratra ny mpanjifa 2000 Ar no atobaky ny banky

Nanomboka ny herinandron’ny krismasy teo dia lelavola 2 000 Ariary sy 1 000 Ariary no omen’ny banky ny mpanjifa na dia an-tapitrisany maro aza ny vola alaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2016
Actualités.Ampandra Mitsivala Ahiana ho Soamahamanina Bis

Taorian’ny raharaha Soamahamanina, ka nisian’ny fanoheran’ny vahoaka ny fitrandrahana harena ankibon’ny nataon’ny orinasa sinoa tao, dia raharaha mitana ny sain’ny maro koa izao ny any Tsarazaza Fandriana Faritra Amoron’i Mania sy ny any Ampandra Mitsivala any Ilakaka, Faritra Ihorombe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Desambra 2016
Actualités.Hopitaly Befelatanana Zaza 8 no teraka omaly maraina

Nipaika ny sasakalin’ny 25 desambra dia nigadona teto an-tany tao amin’ny hopitaly Befelatanana Randriamisaina Hasambarana Niriko.

Hamaky ny tohiny
FTT