- Alarobia 28 Desambra 2016
Actualités.Rozette Lucienne Im-pito niteraka, kambana ny roa
Harena tokoa ny zaza ho an’i Soavindrazana Rozette Lucienne, vehivavy 40 taona, mponina avy any Ambohimalaza,
Hamaky ny tohinyHarena tokoa ny zaza ho an’i Soavindrazana Rozette Lucienne, vehivavy 40 taona, mponina avy any Ambohimalaza,
Hamaky ny tohinyMahagaga, hoy ny mpahay toekarena, Faly Ramakavelo, fa tsy tafiditra tao anatin’ny resaka mikasika antsika tao anatin’ny fihaonan’ny mpamatsy vola tany Parisy ny Sinoa kanefa ry zareo mpamatsy goavana indrindra eto.
Hamaky ny tohinyNahitana fiakarany matetika ny vidin’ny gazoala sy ny solitany tamin’ity taona 2016 ity, raha ny tatitra voaray avy eo anivon’ny Ofisim-pirenena misahana ny akoranafo na ny OMH etsy Behoririka.
Hamaky ny tohinyTaona maloka ho an’ny sehatry ny zavakanto ity taona 2016 hivalona afaka andro vitsy ity. Tsy mamoha fotamandry fa maromaro ihany ireo mpanakanto nodimandry tamin’ity taona ity.
Hamaky ny tohinyNisy namaky ny biraon’ny Faritra Vakinankaratra. Nandritra ny fananganan-tsaina omaly alatsinainy no nampandrenesana ireo mpiasa ny fisian’ity tranga ity.
Hamaky ny tohinyMifantoka betsaka amin’ny fanampiana ara-bola ny mponina amin’ny asa fihariana sy ny fanjarian-tsakafo ary ny fidirana an-tsekoly ny tetikasa “FIAVOTA”, ka hahazo famatsiana mitentina 30.000 Ariary isam-bolana avy ny tokantrano miisa 45.000,
Hamaky ny tohiny