- Zoma 30 Desambra 2016
Actualités.Mifarana ny taona Mibosesika ny mpisora-panambadiana
Farany vao menafify ! Tomefy olona teo amin’ny biraon’ny Boriborintany faha-IV Anosy omaly alakamisy farany amin’ity taona 2016 ity.
Hamaky ny tohinyFarany vao menafify ! Tomefy olona teo amin’ny biraon’ny Boriborintany faha-IV Anosy omaly alakamisy farany amin’ity taona 2016 ity.
Hamaky ny tohinyZava-baovao eo amin’ny « Bord de la mer » nanomboka ny fialantsasatra lehibe teo ny fahitana ireo ankizy tsy ampy taona manosika fiara kilalao mitatitra ankizy toa azy ireo ihany manamorona ny sisin-dranomasina ao Mahajanga.
Hamaky ny tohinyMiatrika fivoriana ara-potoana ny filankevitra Monisipaly mandinika ny vinavinan-tetibola taona 2017.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny adihevitra maro nandresen-dahatra ny antenimiera roa tonta sy ny teo anivon'ny firenena mikambana ary ny masoivoho amerikanina momba ilay sata mifehy ny fifandraisana na ny “code de la communication”,
Hamaky ny tohiny“Aleo misy toy izay handry fotsy !”. Izay no nambaran’ireo sefo fokontany raha avy nandray ny tambin-karamany tao amin’ny biraon’ny Faritra
Hamaky ny tohinyNa dia nisy aza ny fanemorana ho amin’ny 31 martsa 2017 ny daty farany fahazoana manolo ny taratasy fahazoan-dalana mitondra fiarakodia mahazatra ho lasa « Permis de conduire Biometrique », dia mbola filaharambe hatrany no hita eny Ambohidahy.
Hamaky ny tohiny