Actualités

Antananarivo Renivohitra Hiezaka ny tsy hanala mpiasa


  • Alakamisy 29 Desambra 2016

Miatrika fivoriana ara-potoana ny filankevitra Monisipaly mandinika ny vinavinan-tetibola taona 2017.


 Nanomboka ny talata 27 desambra teo, izay tanterahina ao amin’ny lapan’ny tanàna ary haharitra ny 10 andro ny fivoriana. Mbola niandry ny lalàna mifehy ny tetibola avy any amin’ny fanjakana izay vao afaka notanterahina ny fivoriana. Tsy mbola nahazo « subvention » tamin’ny fanjakana faobe ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Na izany aza dia hisy fiakarany 28 % ny tetibola 2017 mihoatra ny tamin’ity, noho ny loharanom-bola vaovao, sy ireo hetra ary haba vaovao. Anisan’ny vinavina ny tokony hanampiana isa ireo « Agent de recette » eto amin’ny kaominina Antananarivo Renivohitra fa vitsy. Na dia eo aza ireo sakana sy ny olana maro izay mianjady amin’ny kaominina dia nilaza ny eo anivon’ny fiadidiana ny tanàna fa tsy hisy ny fanalana mpiasa fa ezahina aza ny hitazonana azy ireo.

Jean D.

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT