“Aleo misy toy izay handry fotsy !”. Izay no nambaran’ireo sefo fokontany raha avy nandray ny tambin-karamany tao amin’ny biraon’ny Faritra
Vakinankaratra izy ireo nanomboka ny talata teo. Tambin-karama 3 volana amin’ireo 13 volana tsy mbola naloan’ny fanjakana izao noraisina izao mba ahafahan’ireto tompon’andraikitra eny ifotony ireto mba manao fetin’ny faran’ny taona.
Caius R.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.