• Talata 03 Janoary 2017
Actualités.Tolagnaro ambony vohitra Mahasarika tanora maro ireo sekta

Isam- pokontany dia ahitana fiangonana zandriny roa farafahakeliny. Ireo tanora sy ireo nidonam-pahoriana tamin’ny fiainana no hita fa mirona amin'izy ireny rah any ao Tolagnaro no resahana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2017
Actualités.Taona 2017 Ho avy masiaka ireo mpiaro faritra arovana

Mirongatra be ny fahapotehan’ny tontolo iainana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2017
Actualités.Vokatry ny orinasa TIKO AAA Manomboka mitobaka ao Antsirabe

Raha Antananarivo no nitobahan’ny entana novokarin’ny Orinasa AAA Tiko teo am-bolohany dia efa manomboka azo jifaina sy mitobaka any Antsirabe ihany koa izany izao, indrindra fa nialoha ny fetin’ny faran’ny taona iny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2017
Actualités.Orinasa Fanalamanga Tsy lasan’ny Sinoa izany

Nandeha be ny feo tato ho ato fa lasan’ny Sinoa tanteraka ny orinasa Fanalamanga ao Antsirinala Moramanga. Nitondra fanazavana mifandraika amin’izany ny tale jeneraliny Rakotonirina Augustin ka nambarany tamin’izany fa mpiara-miasa amin’ny orinasa tantanany fotsiny ireo Sinoa ireo fa tsy tompon’ny fanalamanga akory.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2017
Actualités.Jiro sy rano tapa-dava Porofo ny fanjakazakan’ny vahiny ,hoy James Ratsima

Mbola nisy ihany ny delestazy tamin’ity herinandro nivalona iny na dia tafiditra tao anatin’ny fety aza. Ora iray isaky ny faritra iray no niainana izany raha kely indrindra ankoatra ny afaka omaly faran’ny taona sy omaly Alahady taom-baovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Janoary 2017
Actualités.Fanontana Alimanaka Nihena hatrany amin’ny 59%

Manodidina ny 500 ariary hatramin’ny 2 alina ariary ny fanontana ny alimanaka iray amin’izao fotoana izao. Samy mampanao azy io avokoa moa na olon-tsotra, na fianakaviana fa indrindra indrindra ny orinasa

Hamaky ny tohiny
FTT