- Talata 03 Janoary 2017
Actualités.Lozam-piarakodia – RN 7 5 indray no namoy ny ainy
Fiara telo be izao no nifandona tany amin’ny lalampirenena faha 7 teo Ilempona omaly tokony ho tamin’ny 4 ora sy sasany tolakandro
Hamaky ny tohinyFiara telo be izao no nifandona tany amin’ny lalampirenena faha 7 teo Ilempona omaly tokony ho tamin’ny 4 ora sy sasany tolakandro
Hamaky ny tohinyTokony haompan’ny fitondrana amin’ny resaka fampandrosoana tanteraka ity taona vaovao 2017 ity, hoy ny depiote Raherisoa Vololona voafidy teny amin’ny Boriborintany faha-6 eto Iarivo
Hamaky ny tohinyNitrangana haintrano indray tao amin’ny Cité Haras bazary may Toamasina ny alin’ny alatsinainy hifoha talata teo tokony tamin’ny 11ora sy sasany ; fantatra fa labozia tao amin’ny efitranona tovolahy iray mamo no niaingan’ny afo.
Hamaky ny tohinyTonga ao Tolagnaro ny sambo goavambe Ocean Dream izay mitondra mpizahantany 1350 raha toa ka 388 olona kosa no mandrafitra ny ekipazy
Hamaky ny tohinyOlona telo no namoy ny ainy tetsy amin’ny hôpitaly HJRA nandritra ny fety.
Hamaky ny tohinyOlona miisa folo indray no notoloran’ny Airtel fanomezana ny faran’ny taona teo tao anatin’ilay hetsika tanteraka ny nofiko nanomezan’izy ireo loka ho an’ireo tsara vintana.
Hamaky ny tohiny