Actualités

Taona vaovao 2017 Tokony haompan’ny fitondrana amin’ny fampandrosoana


  • Talata 03 Janoary 2017

Tokony haompan’ny fitondrana amin’ny resaka fampandrosoana tanteraka ity taona vaovao 2017 ity, hoy ny depiote Raherisoa Vololona voafidy teny amin’ny Boriborintany faha-6 eto Iarivo

, raha niresadresaka tamin’ny vahoka ka nanolotra fanomeazana faran’ny taona ho azy ireo izy ny faran’ny herinandro lasa teo teny amin’ity Boriborintany ity, ka mila tsinjovina manokana amin’izany mba hisy fiantraikany mivantana any amin’ny vahoaka ny ezaka hatao. Nambarany tamin’ireto vahoaka nihaona taminy ireto fa ampy tsara hanatanterahina ireo tetisaka fampandrosoana ifotony  izay voafaritry ny praograman’ny filoham-pirenena nofaritan’ny PND naroson’ny governemanta teny anivon’ny parlemantera Malgasy raha ny vola ho azo avy famatsiam-bola voaresaka tany amin’ny mpamatsy vola samihafa tany Paris farany teo ka tokony harahin’ireo Parlemanta Malagasy tanteraka. Mila fitantanana mangaraharahara sy madio ny fitantanana ireo vola ho azo ireo ka miandry izany fatratra ny Malagasy mpandoa hetra.

Ntsoavina Evariste


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT