• Talata 10 Janoary 2017
Actualités.Tsy fahampian'ny rotsak’orana Ritra ny reniranon’Ikopa

Tafakatra hatrany amin’ny 31°C ny maripana ambony indrindra eto Antananarivo. Tsy ampy ny rotsak’orana, izay misy fiantraikany betsaka amin’ny fiainan’ny mponina mihitsy. Ritra hatramin’ny reniranon’Ikopa

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2017
Actualités.Me Razafimanantsoa Hanitra Nanolotra ordinatera ho an’ny Boriborintany I

Nanolotra solosaina miisa dimy miaraka amin’ny kojakoja ho an’ny Boriborintany voalohany, omaly alatsinainy 9 janoary, ny solombavambahoaka voafidy tao amin’ny Distrika Antananarivo I, Me Razafimanantsoa Hanitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2017
Actualités.Sendikan’ny mpiasam-panjakana « F3M » Tsy faly amin-dRajaonarimampianina

Tsy nahomby ary tsy nahafa-po ny mpiasam-panjakana ny kabarin’ny Filoham-pirenena nandritra ny lanonam-be fiaraha-misakafo noho ny fahatrarana ny taona vaovao 2017 natao teny Iavoloha ny 6 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2017
Actualités.Zandary sy dahalo Hihamafy ny gidragidra

Hihamafy ny gidragidra ! Izay no azo ilazana ny fifandonana eo amin’ny zandarimariam-pirenena sy ny dahalo mpangalatra omby manerana ny nosy amin’ity taona 2017 ity raha ampifandraisana ny tatitra avy eo anivon’ny zandarimariam-pirenena mikasika ny vokatra tamin’iny 2016

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2017
Actualités.Antananarivo Adiny 3 ny delestazy halina

Nampiteny ny moana ny fahatapahan-jiro teto Antananarivo Renivohitra omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 10 Janoary 2017
Actualités.Me Hanitra Razafimanantsoa Nirotsaka nanadio an’Analakely

Nanatanteraka fanadiovana faobe teny amin’ny boriborintany voalohany omaly alatsinainy 9 janoary 2017 ny filoha lefitry ny Antenimieram-pirenena sady solombavambahoaka voafidy teny amin’ity

Hamaky ny tohiny
FTT