- Alarobia 11 Janoary 2017
Actualités.Bruno Raisner Nentina any Sainte Marie ny vatana mangatsiakany
Ory avokoa ny ankamaroan’ireo mpanakanto tonga nitsapa alahelo tetsy amin’ny tranompokonolona Analakely omaly nanoloana ny vatana mangatsiakan’i Bruno Raisner, mpihira avy any Atsinanana diso fantatra tamin’ilay lohatenin-kira hoe : « Kotro-baratra ».
Hamaky ny tohiny
