- Zoma 13 Janoary 2017
Actualités.FARITRA ANALANJIROFO Tata-drano miisa 18 lehibe no hamboarina
Tongotra mby an-dakana ny fampandrosoana ho an’ny Faritra Analanjirofo.
Hamaky ny tohinyTongotra mby an-dakana ny fampandrosoana ho an’ny Faritra Analanjirofo.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ny tsindron’antsy dia mbola mahazo vahana eto amintsika ihany koa amin’izao fotoana izao ny fanapahan-doha.
Hamaky ny tohinyNy lalam-piofanana paramed sy ny fitantanana ary ny management no mbola tena mahasarika ireo mpianatra vao afa-panadinana Bakalôrea eto amintsika.
Hamaky ny tohinyTsy milamina intsony ny mpitandro ny filaminana eto amintsika. Saika ho isan’andro ny fifamonoana etsy sy eroa, toy ny niseho tany Anjozorobe ny herinandro lasa teo, izay nahafatesana zandary iray voalaza ho mpiambina ny jeneraly iray malaza tamin’ny andron’ny tetezamita.
Hamaky ny tohinyNanao rodobe teny amin’ny Fitsarana avo momba ny lalampanorenana nanao fanambaram-pananana ho an’ity taona 2017, omaly,
Hamaky ny tohinyTsy hampakatra ny sarandalana aloha ato ho ato ny Fivondronamben’ny kaoperativa mpitatitra eto Iarivo (UCTU), fa mbola miandry ny fampanantenana nataon’ny fanjakana ny amin’ny hanomezana fanampiana 12 miliara Ariary ny mpitatitra,
Hamaky ny tohiny