• Talata 17 Janoary 2017
Actualités.LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray

Tafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatin’ny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2017
Actualités.Delestazy sy vono olona Nirefotra ny basy sy lakrimôzena tao Vangaindrano

Nitangoronan’ny olona teo amin’ny manodidina ny biraon’ny zandary Vangaindrano omaly, nitaky ny hamoahana hampiharana fitsaram-bahoaka ireo olona voarohirohy tamina famonoana tovovavy iray, 19 taona, mpianatra amina sekoly tsy miankina iray ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2017
Actualités.Fizama Hapetraho eto ny Teokrasia

Mitaky amin’ny fitondrana ankehitriny hametraka ny fitantanana Teokrasia eto Madagasikara , amin’izay ny FIZAMA na na FIkambanana ZAnaka Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2017
Actualités.Orinasa Jirama Banga 40% ny fampidiram-bola

Mitotongana tanteraka ny orinasa Jirama amin’izao fotoana izao, hany ka tsy mandeha amin’ny laoniny intsony ny fampiodinana ity orinasam-panjakana ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2017
Actualités.Miharitra ny reniranon’Ikopa Efa azo handehanan-tongotra ny etsy Tanjombato

Miharitra hatrany ny ranon’Ikopa taorian’ny tsy nisian’ny ranon’orana intsony.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 16 Janoary 2017
Actualités.Fikambanan’ireo kaomisera Hanampy ny namany niharam-boina tany Ambatolampy

Ny zoma teo no notontosaina tetsy amin’ny Live Hotel etsy Andavamamba ny fihaonambe voalohan’ireo manamboninahitry ny polisim-pirenena mivondrona ao anatin’ilay antsoina hoe

Hamaky ny tohiny
FTT