Actualités

Fikambanan’ireo kaomisera Hanampy ny namany niharam-boina tany Ambatolampy


  • Alatsinainy 16 Janoary 2017

Ny zoma teo no notontosaina tetsy amin’ny Live Hotel etsy Andavamamba ny fihaonambe voalohan’ireo manamboninahitry ny polisim-pirenena mivondrona ao anatin’ilay antsoina hoe

“Amicale des commissaires de polices” izay ahitana “inspecteurs généraux”, “controleurs généraux” ary “commissaire de police” miasa manerana ny nosy, raha ny fanazavan’ny filohan’izy ireo, ny kaomisera Tsaramonina Ravony. Ny fijerena manokana izay azo hanampiana ny filan’ny polisy any Ambatolampy, izany hoe ny fijerena manokana ny zanak’ireo polisy lavo am-perinasa no tena niompanan’ny fihaonana io omaly io ary dia nisy ny tsipaipaika nataon’izy ireo ahafahana manatontosa izany.  Manodidina ny 300 moa no isan’ireo mpikambana ao anatin’izy ity ary, raha ny fanazavana, dia anisan’ny adidiny ny mijery izay lafiny sosialin’ny fianakaviamben’ny polisy  izay sy manatsara ny fiainana anatin’ny polisim-pirenena.

Mirija


 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT