Actualités

LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray


  • Talata 17 Janoary 2017

Tafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatin’ny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015.

Tafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatin’ny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015. Amin’ny endriny vaovao no hividianana azy satria dia lasa anatina kanety mirefy 33 sl indray izy ity, labiera  be mpankafy indrindra maneran-tany. Anisan’ny mampiavaka ity karazana labiera iray ity ny tsirony sy ny fahafahan’ny rehetra manjifa azy, eny fa na dia vehivavy aza. Mora entina ihany koa izy sady tsy manahirana. Efa 150 taona moa no niparitahan’ity karazan-dabiera iray ity maneran-tany, anisany isika eto Madagasikara. Efa azo jifaina amina toeram-pivarotana maro toy ny amin’ny trano fisakafoanana …ity zava-pisotro iray ity nanomboka ny faran’ny taona teo.

 

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT