• Alakamisy 19 Janoary 2017
Actualités.Fisaraham-panambadiana 10 isan’andro no voaray eny amin’ny fitsarana

7 hatramin’ny 10 isan’andro ny fisaraham-panambadiana voarain’ny avy eo anivon’ny fitsarana raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitra iray avy eo anivon’ny Pot’enCiel oganisation na ny rafitra iray izay misahana ny fampiofanana eo amin’ny resaka fandrindrana tokantrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2017
Actualités.Kaominina Antananarivo Renivohitra Tsy miditra ny haban-tsena, tsy azo ny “subvention”

Mikatso ny famohana “quittance” eo anivon’ny trano printim-pirenena amin’izao fotoana izao, ary anisan’ny mibaby ny voka-dratsiny ny kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2017
Actualités.Ady amin’ny delestazy Mila 750 miliara Ar ny Jirama

Naharitra ora 4 ny fivorian’ny filankevitry ny governemanta teny Mahazoarivo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 18 Janoary 2017
Actualités.Paompin-drano Manomboka amin’ny 1 ora maraina ny filaharana

Niova endrika tanteraka ny filaharan-drano teny amin’ny paompy nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2017
Actualités.Volkano ao Antsirabe Ahiana hipoaka

Mahoraka be ao Antsirabe ao amin’izao fotoana izao ny fiakaran’ny maripana tsy tahaka ny mahazatra ny rano ao amin’ny tobin-dranomafana na ny “station thermale”, ao Andranomafana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 17 Janoary 2017
Actualités.Miha ritra i Mandroseza Atahorana ny krizin-drano

Namoaka fanambarana ho an’ny mpanjifa amin’ny tokony hitsitsiana ny rano ny orinasa Jirama manoloana izao tsy fisian’ny rotsak’orana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT