- Talata 24 Janoary 2017
Actualités.Autoroute RN2 Hatomboka amin’ny faran’ny taona 2017
Lalam-pirenena 8.000 amin’ny 10.000 km no voakojakoja tamin’ny taona 2016 noho ny tsy fahampian’ny bolongambola.
Hamaky ny tohinyLalam-pirenena 8.000 amin’ny 10.000 km no voakojakoja tamin’ny taona 2016 noho ny tsy fahampian’ny bolongambola.
Hamaky ny tohinyNitondra valin-kafatra mikasika ny fanakianan’ny depiote Mapar voafidy tao Mahajanga I, Rahantanirina Lalao na i Nina momba ny fitantanana ny volan’ny Jirama Mahajanga ny talem-paritra Rabevahoaka Bruno.
Hamaky ny tohinyVelom-panahiana ny amin’ny fisian’ireo sinoa mpitrandraka vato amina kariera iray eny an-toerana ireo mponina ao anatin’ny kaominina Ambohimalaza.
Hamaky ny tohinyMangidy ny fitadiavana rano eny amin’ny kaominina Ambohibao Antehiroka sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyVolamena saika haondrana an-tsokosoko milanja 18 kg mitentina 2,250 miliara ariary no tratran’ny mpiasan’ny fadintseranana teny amin’ny seranam-piaramanidin’Ivato ny sabotsy lasa teo tamin’ny 2 ora maraina.
Hamaky ny tohinyNampiditra vola vahiny 702 tapitrisa dolara na 2.246 miliara ariary ny fitombon’ny isan’ireo mpizahatany 20% tonga teto Madagasikara ny taona 2016 mihoatra ny taona 2015, hoy ny minisiteran’ny Fizahantany ny faran’ny herinandro teo.
Hamaky ny tohiny