• Alatsinainy 30 Janoary 2017
Actualités.Loza mahatsiravina tany Anjozorobe 47 no maty, 24 naratra mafy

Loza amin’antambo no nitranga tany Anjozorobe ny marainan’ny sabotsy 28 janoary teo.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Janoary 2017
Actualités.Vahoaka Malagasy Manaiky ambakaina

Na ny vahiny mandalo aza gaga fa hendry sy mahari-pery loatra ny Malagasy ka 2 000 Ar ny kilaon’ny vary,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Janoary 2017
Actualités.Solona hofan-tranon’ny mpiasam-panjakana Tokony hampitomboina avo 10 eny

Ny minisitry ny asam-panjakana, Maharante Jean de Dieu, mihitsy omaly no nilaza fa nitaky ny hampitomboana avo 10 heny, farafahakeliny,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Janoary 2017
Actualités.Fiaraha-miasan’ny Bianco sy INFA Nahomby ny santatra

Sambany izahay no niara-niasa tamin’ny birao mahaleotena misahana ny kolikoly na Bianco tamin’iny taona 2016 iny,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Janoary 2017
Actualités.Fanodinkodinana ny vatsin'ankohonana Ho avy ny fanadihadiana

Manoloana ny fitarainan’ireo mponina ao amin’ny fokontany Antanimora central ao amin’ny distrikan’Ambovombe Androy izay nivoahan’ny filazana fa misy manodinkodina ny vatsin’ankohonana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Janoary 2017
Actualités.Jirama Sambava Misy mandrahona handoro

Fitia te handoro sa tena vokatry ny delestazy ? Naharay antso an-telefaonina ny Lehiben’ny Faritra SAVA Velomaro Faustin nampandre sady nampiomana azy fa « leo izahay ka miomana fa hodoranay ny Jirama ».

Hamaky ny tohiny
FTT