Actualités

Fiaraha-miasan’ny Bianco sy INFA Nahomby ny santatra


  • Sabotsy 28 Janoary 2017

Sambany izahay no niara-niasa tamin’ny birao mahaleotena misahana ny kolikoly na Bianco tamin’iny taona 2016 iny,

 hoy ny tale jeneralin’ny ivontoeram-pampiofanana mikasika ny fandraharaham-panjakana na ny INFA, Pilaza Joreh. Hita ho nahomby izany matoa tsy naharenesana fitarainana avy amin’ireo mpianatra sy ny ray aman-drenin’izy ireo mikasika ny fifaninanana hidirana hiofana tao amin’ity ivo ity. voaara-maso avokoa na ny fizarana sy fanapariahana ny laza adina na ny fizotry ny fanadinana rehetra. Hivoaka ato ho ato moa, raha ny fanazavany, ireo mpianatra 330 tao anatin’ny andiany faha-27 izay nanaraka fiofanana farany teo. 400 kosa ireo mpianatra horaisina amin’ny andiany manaraka.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT