- Alarobia 01 Febroary 2017
Actualités.Vahoaka Malagasy Mila tezaina hifantoka amin’ny foto-tsakafo hafa
Nivoaka tamin’ny fahanginana indray omaly Rabenitsara Lita, filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa RNDC.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin’ny fahanginana indray omaly Rabenitsara Lita, filohan’ny fikambanana mpiaro ny zon’ny mpanjifa RNDC.
Hamaky ny tohinyVinavinaina hampiditra vola hatrany amin’ny 1 miliara Ar any ho any ny tsenan’Anosibe amin’ity taona vaovao 2017 ity raha toa ka vita soa aman-tsara avokoa ny asa fanatsarana sy fanavaozana kasain’ny kaominina Antananarivo Renivohitra tanterahina ao an-toerana.
Hamaky ny tohinyMampametra-panontaniana ny zava-misy manoloana ireo voina isan-karazany mahazo ny Malagasy hoe mbola mihevitra ny tenany ho raiamandreny sy filohan’ny Malagasy ihany ve i Hery Rajaonarimampianina
Hamaky ny tohinyMbola mitoetra ho olana goavana eto amin’ny firenentsika ny tsy fananan’asa, hoy ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra iray avy eo anivon’ny minisiteran’ny asa sy ny fampiofanana ara-tekinika, raha nanazava ny mikasika ny tetikasan’ny minisitera momba izany tetsy amin’ny Shoprite Analakely omaly.
Hamaky ny tohinyNahazo filoha vaovao ny fikambanana JCI Ilon’Iarivo. Ramatoakely Dylan Ramanoara indray, tanora vao herotrerony, no voafidy hitantana ny fikambanana taorian-dRamatoakely Gaelle Pless, filoha teo aloha.
Hamaky ny tohinyEfa niainga tany Cape Town ny alahady folakandro hihazo an’i Toliara ilay sambo CS Leon Thevenin hanamboatra ny fahatapahan’ny tariby mafonja misahana ny tambajotra mampitohy ny fifandraisan-davitra “internet” ho an’ny orinasa Telma,
Hamaky ny tohiny