Actualités

Tanora mitady asa Manodidina ny 300.000 isan-taona


  • Talata 31 Janoary 2017

Mbola mitoetra ho olana goavana eto amin’ny firenentsika ny tsy fananan’asa, hoy ny fanazavana nomen’ny tompon’andraikitra iray avy eo anivon’ny minisiteran’ny asa sy ny fampiofanana ara-tekinika, raha nanazava ny mikasika ny tetikasan’ny minisitera momba izany tetsy amin’ny Shoprite Analakely omaly.

 Firenena be tanora manodidina ny 22 taona eto ary manodidina ny 300.000 isa ihany koa ireo mitady asa isan-taona. Ho famahana io olana io dia hisy ny fiaraha-miasa amin’ireo sehatra tsy miankina mba hahafahana manome tolotr’asa sy fampiofanana ho azy ireo ihany koa. Ato ho ato no hampahafantarana izay tetikasa izay, raha ny fanazavana, ary hampahafantarina miandalana ny andinindininy.

Mirija


Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Raharaha
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Résidence d’Ampasikely » Nosy Be

  • Kolikoly avo
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

lentan’ireo mpitondra teo aloha

  • Ny Antsa Rakotobe
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

«Betsaka ny lesona

  • Saika hanatitra
  • Alakamisy 29 Oktobra 2026

kojakojan-dreniny

  • Ahiahina tsikombakomba
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

avo lenta ara-tany ao Mantasoa

  • Pr Jonah Ratsimbazafy
  • Alarobia 28 Oktobra 2026

«Efa hita fa tsy mety ny

Hijery ny tohiny
FTT